Entrée |
amany
|
Partie du discours | nom
|
Définition malgache | Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany ¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Traduction française | urine [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Vocabulaire |
Dérivations |
Morphologie |
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
| |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|