|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpizaha |
| Fototeny | 2 zaha |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 Celui qui regarde, qui cherche, qui sonde, etc
[1.3] |
| Ohatra |
5 Raha niady, maro mpizaha
[2.69]
6 Tonga tao amin' ny tobiny mihitsy ny mpizaha marary tamin' io [2.472] |
| Kamban-teny rehetra | 7 mpizaha taratra |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 mpihaza, mpizaha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|