Entrée mpitandrina (tandrina)
Partie du discours nom
Explications en malgache Mpiandraikitra ny fandehan' ny fiangonana amin' ny lafin-javatra rehetra, indrindra ny fanahin' ny kristianina [1.1]
Explications en anglais A caretaker; a clergyman [1.7]
Explications en français Intendant; pasteur [1.8]
Exemples 
1Ary aiza no mpitandrina azy? [1.378]
2Ireo no nataoko mpitandrina ny basy sy ny vanja. [2.366]
Mots composés 
Articles 

Mis à jour le 2023/01/20