Entrée mpitan-damba (tana, lamba)
Partie du discours locution
Définition malgache ilazana ny naman' ny mpiady mipetraka ery an-tsisiny ary mitana lamba fa tsy mba miady
¶ Ireo rehetra tsy mba mandray anjara amin' ny zavatra iray atao, fa mitazana fotsiny [Rajemisa 1985]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31