Entrée mpanoratra (soratra)
Partie du discours nom
Définition malgache Lehilahy na vehivavy manoratra boky, ka izany no saika antom-pivelomany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise writer [Hallanger 1969]
Définition française écrivain, dessinateur [Abinal 1888]
Tableaux et planches Noms de plume d' écrivains malgaches
Exemples 
1Nony vita ny mpanoratra, dia nanorina ny fivavahana [Callet: Tantara, page 1075]
2Fa ny anaranareo no hamarana ny tonom-bavako raha hitelina ny ranomasina, ka ho tanteraka ny tenin' ilay mpanoratra malaza hoe: [Andriamalala: Ranomasina, page 72]

2015/03/06