|
|
|
|

Teny iditra1  mpandrafitra
Fototeny  2 rafitra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a carpenter. [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 charpentier, menuisier. [1.8]
Ohatra  7  mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy [2.332#]
8  Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. [2.472#]
Mpanahaka  9  mpandrafibato
Kamban-teny rehetra  10 mpandrafi-bato
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  12 Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  mpandrafitra, 13 mpandrifatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09