|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mpandova |
| Fototeny | 2 lova |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Izay rehetra mandova, izany hoe mandimby ara-dalà na ny fizakamanana ny fananan' ny olona iray rehefa maty izy: Fito ny mpandova an-dRabe
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 an heir
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 héritier
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7 ranomaso-mpandova |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 9 mpandavo, mpandova |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|