|
|
|
|

Teny iditra1  mpampandroso
Fototeny  2 roso
Sokajin-teny  3  anarana
Ohatra  4  Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana. [2.472#230]
5  Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso. [2.470#89]
Haiendriteny 
6  Tsotra :

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26