|
|
|
|

Entrée1  mpamarina
Radical  2  varina
Partie du discours  3  nom
Explications en français  4  Celui qui fait descendre [1.3]
Exemples  5  Satria ny mpanjakany, na izay mpitarika azy, tsy mba nijery loatra izay ho soa ho an' ny vahoakany, fa niray petsapetsa tamin' ny mpamarina olona hamitaka ny valalatsimandadiharona [2.471]
Tous les mots composés  6  visy mpanarina
Proverbes  7  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/10/08