Entrée morana (orana)
Partie du discours adjectif
Définition malgache  [Bezanozano, Tanala] avy orana, manorana: Hajakajak'amin'andro moraña, herisandry very fahatane (Very maina toy ny mihazakazaka amin'ny andro morana) [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] manorana [Rakotosaona 1975]
 Misy orana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise rainy [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Traduction française pluvieux [Hallanger 1974]
Synonymes mañoraña
Analogues  morandava

Mis à jour le 2020/07/31