|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mohaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Malemy, bodaka: Mohaka loatra ny vary ka tsy tiako.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 rotten, ready to go to pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 trop mou; pourri et prêt à se désagréger
[1.8] |
| Ohatra |
6 saro-tiana toa landy mohaka tiana vao misaritaka [2.131] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 hamoka, mohaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|