|
|
|
|

Teny iditra1  mivonkin-kozatra
Singan-teny  2 mivonkina, 3 hozatra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 re mivonkina ny hozatra ka mibontana amin' ny faritra iray, ary dia tsy mihetsika mihitsy amin' izany fa mihizihizy fotsiny eo [1.1#446]
6 fikainkon' ny hozatra sasantsasany -- toy ny kibondranjo, ohatra -- izay maharary aoka izany [1.1#748]
Voambolana  7  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12