Entrée mivarotra ambongadiny (varotra, vongady)
Partie du discours locution
Définition malgache tsy mivarotra afa-tsy betsaka ihany fa tsy mivarotra kely na vitsy (mifanohitra amin' ny mivarotra antsinjarany): Omeo kely siramamy lasiroa aho, tompoko. -- Mpivarotra ambongadiny aho ka tsy mivarotra latsaka ny iray gony [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31