|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivarina |
| Fototeny | 2 varina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Midina mikorisa: Mivarina any Ikopa ity sakelidrano ity
5 Midina, mivalangidina: Nivarina any avara-tanàna any ilay mpangalatra 6 Mianjera dia lasa mikodiadia, mikodingy: Voafingana izy dia nivarina tany an-tevana 7 Mietry voninahitra na laharana: Nivarina ho miaramila tsotra ilay manamboninahitra noho ny hadisoana bevava nataony [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 14 mivarìna |
| Fototeny | 15 varina |
| Sokajin-teny | 16 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivarina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 17 miravina, mivarina, mivarìna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|