|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mivanìka |
| Fototeny | 2 vanika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miseho (nify)
5 Mampiseho nify fa voa ka hany hery ny nify no haseho toa mihomehy foana: Tratra ny anao lahy ka hany heriny nivanika fotsiny 6 Mampiseho nify noho ny hatezerana 7 Reraka mafy dia mafy: Nivanika izy niditra ny trano fa lampan' ny hanoanana sy main' ny hetaheta, hono [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 mivanikà |
| Fototeny | 14 vanìka |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mivanìka [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 manakivy, 17 mikavina, mivanikà, mivanìka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|