|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mivadi-bolana |
| Singan-teny | 2 mivadika, 3 volana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 mivadika amin' ny teny natao
[1.1] |
| Ohatra |
6 Kanjo taorian’izay dia nivadi-bolana Razoma nony lasa nody ny tafika merina
[2.508]
|
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|