|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsontsona
Fototeny  2 tsontsona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Misafosafo (biby) mba tsy hitroarany; manambitamby; mihaotraotra solon' ny safosafo, fanao amin' ny biby [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitsontsòna
Fototeny  10 tsontsona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsontsona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsontsòna, mitsontsona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21