Entrée mitsongo dia (tsongo, dia)
Partie du discours expression
Définition malgache manaraka ny dia na izay alehan' ny mpangalatra na olon-dratsy amin' ny alalan' ny ody; manao ny raharahan' ny mpitsikilo; maka vovoka kely amin' ny tany nodiavin' olona iray ka manisy fanafody an' io [Rajemisa 1985]

2012/09/25