|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsirara
Fototeny  2 tsirara
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Potraka tafandry mitsilany ka ny tongotra sy ny tanana mitsidradraka: Nitsirara Rabe ka narary azy ny lamosiny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitsirarà
Fototeny  10 tsirara
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsirara [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsirarà, mitsirara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21