|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitsipa-doha laka-nitana |
| Singan-teny | 2 mitsipaka, 3 loha, 4 lakana, 5 mitana |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 tsy mahay mankasitraka ka manao tsinontsinona ny nanao soa azy
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|