|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsingedana
Fototeny  2 tsingedana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandry mivalampatra mitsotra toy ny amalo-maty; mivalandotra, mitsingadina: Mitsingedana eo ambony ahitra ny ankizy sasany rehefa avy milalao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mitsingedàna
Fototeny  10 tsingedana
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsingedana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsingedana, mitsingedàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21