|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsimintsimina
Fototeny  2 tsimintsimina
Sokajin-teny  3  matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mifalifaly, miravoravo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 se réjouir, être content
6 riant [1.3#772]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 mitsimontsimona

Teny iditra (2/2)12  mitsimintsina
Fototeny  13 tsimintsimina
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsimintsimina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#772]
Tsipelina hafa  15 mitsimontsimòna

Fivaditsoratra  16 mimintsimintsia, mitsimintsimìna, mitsimintsimina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21