| Entrée (1/2) | 1 mitsikera |
| Radical | 2 tsikera |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manakofoka tsy mamela hifatratra na hifitsaka Manaratsy: Tsy manao afa-tsy mitsikera ny toetran-dRasoa izy Milazalaza izay rehetra mikasika zavatra na olona iray; milazalaza ny hevitra samihafa fonosin' ny lohateny iray: Mitsikera lahatsoratra [1.1] 5 mijery ny lafitsara sy lafiratsy amin'ny zavatra iray [1.13] |
| Explications en français |
6 analyser; critiquer [1.13] 7 critiquer [1.5] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 12 toe-tsaina mitsikera |
| Entrée (2/2) | 13 mitsikerà |
| Radical | 14 tsikera |
| Partie du discours | 15 impératif du verbe actif mitsikera [Liste complète] |
| Explications en malgache |
16 [1.1] |
| Explications en français |
17 [1.3] |
| Anagrammes | 18 kemaritsy, 19 marikitse, 20 miretsika, 21 mitsikera, mitsikerà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|