|
|
|
|

Teny iditra1  mitsakotsako
Fototeny  2 tsakotsako
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre) [1.4]
Ohatra  6  Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [2.470]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 manakotsako, mikepoka

Fivaditsoratra  11 mikatsokatso, mitsakotsako

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12