|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitsakatsaka
Fototeny  2 tsakatsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha miditriditra any anaty lobolobo izay heverina ho misy lolo na vazimba
5 Mivezivezy amin' ny toerana tsy fantatra
6 Miriorio etsy sy eroa [1.1]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mitsakatsakà
Fototeny  12 tsakatsaka
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitsakatsaka [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitsakatsaka, mitsakatsakà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21