Entrée mitsahatra (tsahatra)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo. [1.1]
Explications en français Cesser, s’arrêter, se reposer
Figuré: se retirer sans rien obtenir [1.3]
Exemples 
1Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117]
2Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558]
3hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470]
Morphologie 
Présent : mitsahatra, mitsaha-
Passé : nitsahatra, nitsaha-
Futur : hitsahatra, hitsaha-
Impératif : mitsahara
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/10/04