|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitotongana |
| Fototeny | 2 totongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mihilana, mihohoka: Vonjeo fa mitotongana ilay siny feno rano
5 Mihena, miletsy, mitambotsotra: Nitotongana ny vidin' ny lavanila taona ito 6 Mietry, mandrorona: Nitotongana Rangahy iny noho ny fisotroany toaka [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 mitotongàna |
| Fototeny | 12 totongana |
| Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitotongana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mitotongana, mitotongàna |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|