|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mitombana
Fototeny  2 tombana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Miseho ho manana toetra toy izao sy toy izao: Mitombàna ho lehilahy fa aza kanosanosa mifararemotra eo [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9 mitomban-dahy

Teny iditra (2/3)10  mitombaña
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  12 miasa tany amin'ny angady [Bezanozano, Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)13  mitombàna
Fototeny  14 tombana
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitombana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 matombina, mitombana, mitombaña, mitombàna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21