Entrée mitokan-trano (tokana, trano)
Partie du discours locution
Explications en malgache Mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1]
Exemples Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana; [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31