|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitikintikina |
| Fototeny | 2 tikintikina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha na mamindra amim-pieboeboana, mamindra manao fihetsika be avona sy kevokevoka
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mitikintikìna |
| Fototeny | 10 tikintikina |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitikintikina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fivaditsoratra | mitikintikìna, mitikintikina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|