|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miteronterona
Fototeny  2 teronterona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mipetraka amin' ny toerana avo milingilingy: Aza miteronterona eny ambony lampihazo eny Rangahy, fa aoka ho an' ny olona manan-kaja ny eny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  miteronteròna
Fototeny  10 teronterona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miteronterona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  miteronterona, miteronteròna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21