|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitenatena
Fototeny  2 tenatena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao itenatena raha miresaka: Aza mitenatena ahy eo ianao fa tsy niady isika na ambany noho ianao aho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 tutoyer une femme ; une femme qui tutoie un homme, en prononçant le mot itena [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mitenatenà
Fototeny  11 tenatena
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitenatena [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitenatenà, mitenatena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21