|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitataka
Fototeny  2 tataka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Vaky na rovitra eo amin' ny zaitrany
5 Misy loaka na banga fandehanan' ny rano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be slit open [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 avoir une fente [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :

Teny iditra (2/2)11  mitatàka
Fototeny  12 tataka
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14 Mipaipaika [1.1]

Fivaditsoratra  15 Makatita, mitataka, mitatàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21