|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mitampisaka |
| Fototeny | 2 tampisaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Miraikitra amin-javatra iray ka toa mipetaka na mifetaka amin' io mihitsy: Mitampisaka amin' ny vody vilany ny ampango
5 Miankina akaiky dia akaiky: Nitampisaka tao am-baravarana tao izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to shrink up of one's self, to appear flat, to press against the side of anything. See tampify (fify).
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 11 mampitsaika, mitampisaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|