Entrée mitambitamby (tambitamby (tamby))
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to curry favour, to caress, to ingratiate oneself [Richardson 1885]
Traduction française se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces [Abinal 1888]
Morphologie 
mitambitamby
nitambitamby
hitambitamby
mitambitambaza
Exemples Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 91]

Mis à jour le 2020/07/31