|
|
|
|

Teny iditra1  mitambaby
Fototeny  2 tambaby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamikitra, mifikitra eo an-damosina, eo ambony: Jereo ange ireto voaloboka mitambaby amin' ity rantsana ity
5 Manahirana, mahavaky tratra, mianjera (amy): Mitambaby aminy daholo ireo zaza fito navelan' ny maty
6 Mahavoa, mianjera (amy): Mitambaby aminao ny fiampangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to lean on a block of wood, to lie on a wall. [1.2]
Ohatra  8  Fahosana sy fahanterana sahady no mitambaby aminy. [2.470]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17