Entrée | 1 mitalaho (talaho) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Mangataka arahim-piangaviana fatratra, mangataka mafy, miambezo, mitampesona: Nitalaho tamiko izy mba horaisiko ny zanany 4 Mangata-pitahiana amin-Janahary ho ana marery, olona' ndeha hivahiny...: Mitalaho aminao izahay, ry Tompo, mba sitrano ny zanakay [1.1] |
Explications en anglais |
5 to entreat, to beg earnestly [1.7] |
Explications en français |
6 prier, supplier [1.8] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |