|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mitalagaga
Fototeny  2 talagaga
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiseho figagana izaitsizy: Nitalagaga izy nahita ity vy be miainga avy ety ambonin' ny tany dia miakatra eny ana habakabaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be struck with amazement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 être étonné, ébahi [1.8]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  11 mitolagaga

Teny iditra (2/2)12  mitalaga
Fototeny  13 talagaga
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#655]

Fivaditsoratra  mitalagagà, mitalagaga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21