|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mitakosina |
| Fototeny | 2 takosina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mifotetaky ny loton' ny vovoka na fotaka: Aza avela hitakosina amin' ny vovoka io zaza io
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 mitakosìna |
| Fototeny | 10 takosina |
| Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitakosina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | mitakosina, mitakosìna, 12 mitsaikòna, mitsaikona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|