|
|
|
|

Teny iditra1 mitaingina
Fototeny  2taingina
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Miakatra na mipetraka eny ambony: Midina fa aza mitaingina eny ambony hazo eny sao mianfera.
5Mipetraka eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mitaingina bisikilety, mitaingina posiposy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to sit astride, to ride on. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se mettre à califourchon sur, être à califourchon sur; être assis sur. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Ohabolana  12 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02