|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitaina
Fototeny  2 taina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandrehitra, mampiasa ho kitay: Betsaka ve any ambanivohitra no mbola mitaina bozaka [1.1]
5 [Bezanozano] mandrehitra afo [1.78]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2) 10  mitainà
Fototeny  11 taina
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 amainty, 14 amianty, 15 mainaty, 16 maniaty, 17 matiañy, mitaina, mitainà

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26