Entrée misosoka (sosoka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misy sosoka na kofehy nasisika amin"ny fahan' ny lamba: Efa nisosoka ity lamba ity ka tsy tiako
¶ Misalovana eo anoloana na mipetraka eo amin' ny toeran' ny sasany: Nisy olona ngezabe nisosoka teo anoloako ka tsy nahita na inona na inona tamin' ilay fampisehoana aho ~ Nisosoka teo amin' ny toerako ilay zazalahy tsy mahalala fomba
¶ Mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany: Aza misosoka amin' ny raharahako ianao [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be mended or darned; to intrude into things [Hallanger 1973]
Explications en français être repris, raccommodé; se mêler des affaires d'autui [Hallanger 1974]
Morphologie 
misosoka
nisosoka
hisosoka
misosoha
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31