|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misompatra |
| Fototeny | 2 sompatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manao izay hahavoa ny sasany:
5 Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany 6 Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: 7 Tsy tsara ny misompatra volin' olona [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to do wanton damage
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 saboter, détruire par vandalisme
[1.8] 10 voir manompatra [1.6] |
| Ohatra |
11 Fandidiana mantsy ny savatsy, mihatra aman'aina ka ilana fitandremana fatratra sao misy fahavoazana na misy misompatra amin'ny ody ratsy.
[2.606#]
12 Ny finoana no ahalalantsika kristianina fa misy ireo fanahy tsara sy fanahy ratsy atao hoe anjely sy demony: tena elanelan' ny tany sy ny lanitra izy ireo, fa tsy biby tsy olom-belona ary tsy Andriamanitra, fa ny anjely mitahy antsika ary ny demony misompatra antsika. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 17 manompatra |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 mampitrosa, misompatra, 20 mpamositra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|