|
|
|
|

Teny iditra1  misomebiseby
Fototeny  2 somebiseby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Falifaly miheninkenina etsy sy eroa [1.1]
Ohatra  5  misomebiseby sy misomariaka amin' izany daholo ny mpiray tanàna sy ny manodidina; [2.470]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Mpanahaka  9  mihebikebika, 10  mikeninkenina, 11  mikenonkenona, 12  misahirankirana, 13  misahodahoda, 14  miserintserina, 15  misomadodoka, 16  misomeditsedika, 17  sehotra, 18  somehoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31