Entrée misolo (solo)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Manao ny asan' ny... mitana ny toeran' ny...: Rakoto no nisolo ny mpitantsoratra nanavy
Manova: Mbola misolo akanjo izy
Miova: Misolo matetika loatra ny dokotera eto amintsika [1.1]
Explications en anglais To be a substitute for [1.7]
Explications en français Remplacer [1.3$624, 1.8]
 être remplacé, compensé [1.3]
Exemples 
1Fantatr' ilay nanao anefa fa misolo toerana ilay nampiany izy na miara-voa aminy raha tratra. [2.472]
2Raha misy tsy fahafahany dia ny lehiben' ny firaketan-draharahan' ny Fitsarana Fandravana no misolo azy. [1.320]
Morphologie 
Présent : misolo
Passé : nisolo
Futur : hisolo
Impératif : misoloa
Mots composés 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/11