|
|
|
|

Teny iditra1  misolafaka
Fototeny  2 solafaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mibolisatra, mikorisa fa malama ny tany diavina: Nisolafaka ny tongony ka lavo izy
5 Lavo na potraka noho ny halemena: Nisolafaka ilay tovovavy, ka voa vao latsaka am-panenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to slip [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 glisser [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17