|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Didy, lalàna: "Raha misy mandika ny miso napetraka, lavinay ambanilanitra ka matinay" (Tokim-panompoana fanao tamin' ny andron-dRanavalona reniny)
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 4 miso |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Jereo meso
[1.1] |
| Fivaditsoratra | miso, 7 Mosy, mosy, 8 SIMO, 9 somy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|