|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  meso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Antsy fandidiana laoka efa masaka; antsy kely fitsongoana anana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 couteau [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  5  mandidy ny tsy handrahoina, manokana ny tsy hohanina, mandidy tsy amin' ny meso [2.69#]

Teny iditra (2/2)6  meso
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  8 kingakinga [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  meso, 9 mose

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12