|
|
|
|

Teny iditra1  misitery
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 mystère: Ny misiterin' ny Trinité Masina (Le mystère de la Sainte Trinité) [1.59]
Ohatra  4  Betsaka tokoa ny zava-miafina (misitery) momba ny fiainan' olombelona. [1.381#]
5  Vantany vao dify ny zoron-tamboho izy mianaka, dia niainga ny roa taminay hanaraka azy, fa nifanarahanay ny hanaovana izay hahalalana ity misitery momba ny eion' i Paritra ity. [2.285#]
Haiendriteny 
6  Tsotra :
Tsipelina hafa  7 mistery

Fivaditsoratra  8 mieritsy, misitery

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07