Entrée misava lalana (sava, lalana)
Partie du discours locution
Explications en malgache ilazana ireo olona alefa mialoha hanomana ny dia amin' ny hiavian' ny lehibe [Rajemisa 1985]
Exemples Ianao no aoka hisava lalana fa izaho hanaraka avy ato aoriana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31